Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Jona, 2018
Mandritra ny Amboara Manerantany, mahazo olana i Meksika rehefa mihiaka fahadalàna ny mpanohana azy
Ho fanampin'ny mety hoheverina ho kiaka mankahala pelaka, mety hiteraka olana goavana hoan'ny ekipam-pirenena meksikana ny “EEEEEH P…”. Araka ny ambaran'ny fitsipiky ny FIFA.
Amerika Latina: Niresaka momba ny fahantrana ny Blog Action Day
Mila olona azo atokisana fotsiny izahay, mpitantana matotra, olona izay miasa ho an'ny tombontsoan'ny firenena iray manontolo fa tsy ho an'ny tombontsoany manokana.
Fantaro ireo kandidà hifaninana amin'ny fifidianana filoham-pirenena manaraka ao Meksika
Mampahafantatra ireo kandidà ho filoham-pirenena ao Meksika. Anisan'izy ireo ny kandidà nirotsaka hofidiana fanintelony ary be fanantenana, ary koa ny kandidà manolo-kevitra fa hanapaka ny tanan'ireo mpiasam-panjakana mpanao kolikoly. Ara-bakiteny.
Fanakonam-bolana nanome aingam-panahy ireo bilaogeran-dahatsary
Nampiseho ny takonam-bolana feno ny lahatsary avy amin'ny firenena samihafa, raha toa ka sendra tsy nahita izany ianao na raha mbola mahatsiarotsiaro indray ilay fotoana. Niseho ny 20 Febroary ilay hany takonam-bolana hitantsika ny taona 2008, sady ilay farany mandra-pahatonga ny 21 Desambra 2010 .