Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Janoary, 2012
Torolàlana momba ny Crowdsourcing ao Amerika Latina
Crowdsourcing, antsoina ihany koa hoe “fiaraha-miasan'ny besinimaro,” dia tetikasa ahafahan'ireo rehetra afaka miserasera mampita fampahafantarana na vaovao mahasoa ho an'ny rehetra. Ao Amerika Latina, nitsangana ny tetikasa crowdsourcing marobeho fanomezana fahafaham-po...
Meksika: Mifanentana ny Mpiserasera Ho Fanampiana Ny Mponina Tarahumara
Vaovao farany (18 Janoary, 2012): Nanohy hatrany ny fitantarana izay lazaina fa famonoan-tena nataon'ny mponina teratany Tarahumara ny Univisión. Ao amin'ny hafatra navoakany ao amin'ny pejiny Tumblr, nilaza izy ireo fa “nahazo vaovao...
Ny Lahatsoratra Global Voices Be Mpamaky Indrindra Tamin'ny Taona 2011
Ireo lahatsoratra 20 voalohany be mpamaky indrindra tato amin'ny Global Voices nandritra ny taona 2011 dia ahitana ny momba an'i Japana, telo avy ao Ejipta, ary roa avy ao Filipina. Ary tantara tokana kosa ny momba ilay mamba goavana be [mg]!
Malaza an-Tserasera Ny Mifohaza Meksika! Manohitra Ny Herisetra
Nanaika ny mpanakanto, mpamorona, ary haino aman-jery hanambatra ny heriny ny fisian'ny herisetra sy ny tsimatimanota nandritra ny taona vitsivitsy ka hanao fanentanana hanova ny antontan'isa ho anaran'olona sy tantara. Amin'ny alalan'ny tetikasa...