Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Janoary, 2017
Taovolon'ny Printsy Vavy Leia Tsy Avy Any Amin'ny Vahindanitra Lavitra, Lavitra Any
Herinandro maro taorian'ny nahafatesan'ilay mpilalao sarimihetsika nankafizin'ny maro, Carrie Fisher, nohalalinin'ny aterineto ny fiaviana Meksikàna ananan'ilay taovolo malazan'ny Printsy vavy Leia.
Nanolotra Ny Lehiben'ny Zava-mahadomelina ho ‘Fanomezana Fanaovam-beloma Farany’ an'i Obama i Meksika
Nalaza tao Meksika ny Fampodiana ilay mpanao heoka bevava "El Chapo" Guzman ho any Etazonia , izay nolazaina fa "fanomezana fanaovam-beloma farany" ho an'i Barack Obama.
Inona No Anarana Fanome Ny Ankizy Any Meksika ?
Fantatrao ve fa misy Meksikana antsoina hoe " Christmas Day" na " Yahoo" ary -- mba hanaratsiana ny toe-javatra-- dia zimbazimbaina amin'ny aterineto ny fiainan'izy ireo manokana ?
Voalaza Fa Miroso Miaraka Amin'ilay Fantsona Naha-be Resaka i Meksika Na Nisy Aza Fanakanana
"Ny tena zava-dehibe amin'ireo lehilahy mpanankarena ireo dia ny hamarana ny asa ary handray ny tombontsoa, hanamafisana ny fakàna ny Tanin'i Yaqui."