Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Oktobra, 2022
‘Tsy haintany fa fandrobàna,’ hoy ireo mpikatroka lazaina ho jiolahy amin'ny lalàna vaovao ao Querétaro, Meksika
Namela dia tamin'ny tantaran'ity fanjakana meksikana iray ity vao haingana ny fifandirana hahazoana rano. Nampiheverina ho heloka bevava ireo fanoherana ny itrandrahan'ny mpandraharaha tsy miankina manokana ny fitantanan-drano.