Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Oktobra, 2016
Fanatitra Sy Karandava, Ny Fankalazana ny Maty Ao Meksika
Iresahana ny karandoha sy karandava, fanatitra (alitara) ary andiam-balandresaka momba ny maty sy ny lalàna momba ity fankalazana nentim-paharazana ity.
Hita Amin'ny Vaovao Indray i Michoacan, Fa Amin'ny Fetiben'ny Filma Efa Niomanana
Ilay Frantsay Audrey Tautou sy ilay Amerikana Willem Dafoe Gael no anisan'ny olo-malaza nasaina amin'ity Fetibe Iraisampirenen'ny Filma Morelia andiany 2016 ity. Ilay tantara lava 'Sully', lalaovin'i Tom Hanks no aseho mandritra ny lanonambe fanokafana.
Vehivavy Zanatany Hitantana An'i Meksika
Manendry vehivavy zanatany hifaninana amin'ny fifidianana filoham-pirenena amin'ny 2018 ny hery farany havia mpisandoka ao Meksika. Mandritra izay fotoana izay dia voatery hiala amin'ny toerany ireo vehivavy ao Chiapas noho ny resaka fananahana.
(Fanambarana) “Mibodo Ireo fampitam-baovao sy Tambajotra” : Fihaonamben'ireo Vehivavy Mpampita Resaka Avy Amin'ny Teratany Sy Taranaka Afrikana Ao Meksika
Notontosaina ny 6 ka hatramin'ny 10 Oktobra 2015 tao Saint Agustín Elta, Oaxaca, Meksika ny fihaonambe iarahan'ireo vehivavy avy ao Meksika sy Amerika Afovoany .
Maro Anarana, Fa Tsiro Tokana Voavoatra Tao Amerika Latina
Tsy olana izay anarany, fa singa iray tena ilaina io amin'ny fanaovana mofomamy. Ary faran'izay tsy azo eritreretina ny hoe alfajores ka tsy hisy iray sotro amin'io zavamamy natao avy amin'ny ronono io.
Hiatrika Fitsarana Ihany Ve Ny Governora Meksikana Javier Duarte ?
Mifarana hatreo ny safidy ho an'ny filoha Meksikana voampanga ho nanao kolikoly sy namono mpanao gazety . Iza no hamaly ireo zavatra nataony?
Tantaran'i Fidencio Sanchez Manasongadina Ny Aingam-Panahy Tsara Indrindra Ao Amin'ny Media Sosialy —Sy Ny Manjò Ireo Latinô Mpifindra-monina
Ao anatin'ny fotoana niantsoan'i [kandidà ho filoham-pirenen'i Etazonia] Donald Trump ireo mpifindra monina Meksikana ho mpivarotra zava-mahadomelina sy mpanolana , lasa marika mihaika ilay fiheveran-diso feno fankahalana ny sarin'ity mpifindramonina Meksikana miasa mafy ity.
Roa Taona Ary Mbola Tsy Niseho Ny Rariny, Fa Tsy Nanadino Ireo Mpianatry Ayotzinapa i Meksika
"Fenitry ny andrim-panjakana Meksikana: olona 111 isa voatazona tamin'ny raharaha #Ayotzinapa ary tsy misy mahalala marina hoe inona no tena zava-nitranga. Tena tsy misy dikany, sa ahoana?"