Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Novambra, 2019
Mifamory mba hiaro ny faritra voajanahary ao Meksika ireo Mponina
Faritra iray maherin'ny 4856 hektara eo ho eo i Peña Colorada, ao avaratra atsinanan'i Santiago de Querétaro renivohitr'i Querétaro no misy azy, ary iray amin'ireo faritra manankarena indrindra ara-tontolo iainana ao an-tanàna.