Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Oktobra, 2018
Inona no Nampiasa Saina Ireo Mponin'i Amerika Latina Tamin'ny 2016?
"Tena filôzofika, lalina dia lalina ireo ahiahy mampiasa ny sain'ny mponin'i Amerika Latina amin'izao vanimpotoana misy antsika izao."
Sarintany ifarimbonana lasa fitaovana hiadiana amin'ny heloka bevava ao Meksika
Ny fiaraha-miasa toy ny fampiasana fitaovana fandraketana an-tsaritany iombonana dia maneho ny toe-javatra iainan'ny olom-pirenena amin'ny olana ara-piarovana. Ireo fitaovan'ny olom-pirenena ireo dia vahaolana mahasoa manoloana ny olana.
Ry Bilaogin'izao Tontolo izao, Mitambàra!
Raha toa ka lasa mahazatra manerana izao tontolo izao ny fanoratana bilaogy ary satria mitodika amin'ireo olon-tsotra amin'ny fitantanana ny bilaoginy ireo mpanao gazety, orinasa, mpanao pôlitika sy ireo fikambanana tsy miankina, mandeha lavitra kokoa nòho izany ireo ankizy milay ary milalao fitaovana mampivondrona ny vontoatin'ny weblog maro ho ao aminà bilaogy iray vaovao.
Mankalaza ny sakafo indizeny amin'ny fanamby an-tserasera ho an'ny sakafo ara-pahasalamana ny Meksikana
Mihinana sakafo voahodina kokoa noho ny any amin'ny firenena Amerika Latina ny Meksikanina na dia eo aza ny sakafon'ny indizeny izay be otrikaina ao amin'ny firenena.
SIDA 2008: Miady amin'ny SIDA sy miady amin'ny fankahalana pelaka
Raha vao tapitra ny Fihaonambe Iraisam-pirenena XVII momba ny SIDA natao tao an-tanànan'i Mexico City, iray tamin'ireo olana goavana noresahan'ireo mpandray anjara ny tsy fahombiazan'ny iraisam-pirenena amin'ny fiatrehana ny VIH / SIDA eo amin'ny lehilahy izay manao firaisana amin'ny lehilahy hafa, izay matetika antsoina hoe MSM.