Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Oktobra, 2012
Meksika: Reny Amerikana Tafovoany Ampikarohana Ireo Mpifindra-monina Tsy Hita Ny Nalehany
Araka ny tarehimarika avy amin'ny Mesoamerican Migrant Movement [es], nandritra ny enin-taona farany teo, manodidina ny 70.000 eo ho eo ireo mpifindra monina [es] nanjavona tao Meksika. Nandritra ny taona maro, nivezivezy manerana an'i...
Hetsika Kapoka Vilany Manerantany Kasaina Atao Ny 13 Oktobra
Antenaina hampangorintsina ny sofina mora mahare ny andro hikapokapohana vilany (lapoaly) hotontosaina manerantany amin'ny 13 Oktobra 2012. Ny fanentanana Global Noise [Tabataba Manerantany] dia karakarain'ireo fikambanana iraisampirenena ao amin'ny Occupy [Bodoy],...
Misaona Noho Ny Fahafatesan'ilay Senatera Alonso Lujambio Ny Meksikana
Ny maraimben'ny 25 Septambra 2012, namoy ny ainy tao Meksika ny Senatera Alonso Lujambio Irazábal. Nitantana birao maromaro ity mpahay politika sy mpianatra ambony manana ny maha-izy azy teny amin'ny oniversité...
Meksika: Mbola Velona Ilay Mpikatroka Aleph Jiménez Tsy Hita Nandritra Ny Fotoana Ela
Mbola velona sy salama tsara i Aleph Jiménez, mpikatroka amin'ny #YoSoy132 rehefa tsy hita popòka nandritra ny herinandro maro, hita tao an-tanànan'i Meksika La Paz izy, 800 metatra mahery miala amin'i Ensenada, toerana onenany. Taorian'ny nahitana...
Meksika: Manoratra Avy Ao Am-ponja
Mpanoratra Meksikana mety tsy tadidinao intsony i Enrique Aranda Ochoa. Nosamborina tamin’ny taona 1997 i Enrique ary voaheloka 50 taona an-tranomaizina ho nanao fakàna an-keriny. Na dia izany aza, tsy...