Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Aogositra, 2018
Meksika: Lahatsary manao fanentanana manoloana ny fitomboan'ny fakàna an-keriny
Nahitana fitomboan'ny fakàna an-keriny amin'ny tranga takalon'aina tao Meksika tamin'ity taona ity, ary vondrona bilaogera an-dahatsary no nanapa-kevitra hitsangana sy hanao horonan-tsary manolotra vahaolana amin'ity olana ity.
Ny ”gripan-kisoa” an-dahatsary : vaovao, hanihany, vongan-tsira
Manoloana krizy iray, maneho hevitra amin'ny fomba samihafa avokoa ny olona. Misy ireo manao lahatsary mba hanaovana hira mikasika ny gripan-kisoa, misy kosa ny manao lahatsary hatsikana ho amin'izany.
Meksika: Mamantatra ny araben'i Meksika amin'ny alàlan'ny Google Street View
Nandany ny tolakandrony tamin'ny fijerena sary ny Meksikana, natomboka ho an'ny tanandehiben'i Mexico (renivohitra),Guadalajara, Monterrey ary ny tanàndehibe miisa dimy hafa Meksikana tamin'ny Google Street View, tolotra iray ao amin'ny Google izay maka sary ny làlambe any amin'ny tanàndehibe lehibe indrindra manerantany hatreny amin'ny arabe ny olona.