Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Aogositra, 2017
Cándido Ríos, Mpanao Gazety Meksikana Nisy Namono : ‘Tsy Mitifitra Amin'ny Bala Ny Fitaovam-piadianay Fa Mitifitra Mahitsy’
"Nahatonga azy ho nalaza teo anivon'ny mpamaky ny ezaka nataony tsy misy fitsaharana mba hanamelohana ny tsy rariny, sy hahazo fahavalo tahaka ny ben'ny tanàna teo aloha tao Hueyapan fonenan'i Ríos ihany koa, izay nandrahona azy ho faty imbetsaka."
Meksika: Mamaly Ilay Fisantarana ”Faran'ny Herinandro Mahafinaritra” Ny Mpampiasa Aterineto
Mihevitra aho fa marikana tsy fahaizana mijery lavitra ara-politika misy aloka fifidianana io, manao zavatra tsara amin'ny farany, raha toa ka afaka nanao azy ireny tamin'ny fiandohan'ny fe-potoam-pitondràny izy.
Manao Diabe Manohitra Ny Herisetra I Meksika
Leo ny herisetra sy ny tsy fandriampahalemana tsy mitsaha-mitombo izay atrehin'ny firenen'izy ireo tamin'ny taon-dasa teo ireo Meksikana ary nanapa-kevitra ny hanao diabe mangina miaraka amin'ny hiram-pirenena sy ny labozia mirehitra manerana ny firenena sy any amin'ny toerana hafa...
Notimia, Masoivohom-Baovao Meksikana Manome Fitenenana Ny Indizena Sy Ireo Taranaky Ny Afrikana
"Ilaina ny handrenesana ny feonareo, ny fitenenanareo, ianareo mihitsy."
Mitsikera Ny Fandaniam-poana Ataon'ny Fitondrana Meksikana Amin'ny Volam-bahoaka
Vao haingana ny governemanta federaly Meksikana no nanavao ireo vaovao momba ny fandaniana sy ny tetibola miaraka amin'ny tanjona mangarahara, tao amin'ny tranonkala "Vavahadin-tseraseran'ny fitondrana momba ny mangarahara sy fahazoana vaovaom-panjakana "