Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Avrily, 2018
Ulises Padrón: “Ao Amin'ny Fiarahamonina [Kiobàna], Mihamiseho Ny Olona sy ny Vondrona LGBTQI”
"...[Na dia] ankasitrahan'ny firenena...karazan-jo manan-danja maro (ny fahasalamana, ny fanabeazana, ny kolontsaina, ny asa) misy zavatra hafa izay tsy mandeha amin'izay laoniny anefa ao amin'ny firenena sy ao amin'ny faritra."
Kiobà: Maty Tao Amin'ny Fonjan'i Havana Ilay Gadra Politika Nitokona Tsy Nihinan-kanina
Sady niteraka fahanginana no niteraka fahatezerana antserasera ny fahafatesan'ilay gadra politika Kiobàna voalohany maty tamin'ny fitokonana tsy nihinan-kanina.
Voasivana, Kanefa Tsy Mihemotra : Milaza Ireo Mpiasan'ny Fampahalalam-baovao Ao Kiobà Fa Tsy Hanova Matoandahatsoratra
Voasivana tao Kiobà ny gazetiboky anaty aterneto "El Estornudo" ka nanoratra taratasy misokatra ireo tonian'ny famoaham-baovao tao aminy, izay azon'ny rehetra vakiana ihany koa any amin'ny filazam-baovao hafa ao amin'ny faritry ny nosy.