· Novambra, 2013

Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Novambra, 2013

Mampiato ny Servisin'ny Kaonsiliny any Etazonia i Kiobà

  27 Novambra 2013

Hisy fiantraikany any amin'ny olom-pirenena Kiobana sy ny avy ao Etazonia ny fampiatoana ny servisin'ny kaonsily, noho ny tsy fahafaha-mamita fanaovan-taratasy tahaka ny famoahana pasipaoro, visas, antota-taratasy misy sonian'ny manampahefana, ary ny servisy hafa.