Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Jona, 2008
Kiobà: fanoherana tany am-ponja
Uncommon Sense no namaham-bolongana momba ny fitadiavana hanapenam-bava ny fihetsiketsehan'ny voafonja kendren'ny mpiambina ny fonja any Combindado de Guantánamo “izay niandoha raha nilofo hampahafantatra ny fihoaram-pefy mitranga any am-ponja tamina...