Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Jona, 2017
Tsy Ilay Fialofana Nantenain'ny Maro Ny Trano Fonenana Any Ivelan'i Havana
Toerana fonenana, ny antsasany no misy mipetraka ary ny antsasany ampahany mbola an-dalam-panoreana no "vahaolana" atolotra any Marianao, faritra tsy ara-dalàna eo amin'ny manodidina an'i Havana.