Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Oktobra, 2016
Netizen Report : Manjavona ireo Somaiso Mampifanolana any Kiobà

Mitombo ny famoretana ny mpanao gazety any Kiobà, sakanan'i Arabia Saodita ny LINE, ary gadrain'ny manam-ahefana Rosiana ny mpilalao satria manohintohina ny fivavahan'ny olona, Pokemon-style.