Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2018

Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Septambra, 2018

Kiobà: Herintaona nibilaogina avy ao anatiny

Nanamarika ny daty tsingerintaona voalohan'ny Bloggers Cuba [es], vondrom-piarahamonin'ny bilaogera natao hanoratana momba ny fireneny "avy ao anatiny" ny 27 Novambra.

Afaka miditra amin'ny adihevi-panjakana momba ny lalàmpanorenana vaovao amin'ny alalan'ny fitaovana nomerika ankehitriny ny Kiobàna

"Ao amin'ny sehatra tahaka ity, tsy misy olona mangataka mba hiteny, tsy misy fandaharam-potoana ho an'ny adihevitra."

Nauta Hogar: Fitaovana Iray Ho An'ireo Kiobàna Mpandraharaha

Ny Programa amin'ny Aterineto Nauta Hogar dia dingana iray mandeha mankany aloha, saingy tsy mbola vahaolana io ho an'ireo orinasa Kiobanà miasa amin'ny sehatry ny teknolojia.

Ho an'ireo fianakaviana Kiobàna monina any ivelany , manova ny zava-drehetra ny aterineto 

Mba hamantaranao momba ny fanantenana vaovao ho an'ny fianakaviana monina any ivelany dia mila mandalo kely ao amin'ny zaridaina misy Wi-Fi maimaim-poana ianao.