Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2013

Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Marsa, 2013

Guyana, Cuba: Habemus Papam, Saingy “Fa Iza Moa Izy”?

Feno ny andro feno iny hatramin'ny nivoahan'ny setroka fotsy tamin'ny Lasapely Sixtine manamarika ny nandrasan'ny Katolika manerana ny tany: Habemus Papam [mg]. Araka ny hita miharihary, ny Fihidiana an-trano nataon'ny Kardinaly no nifidianana ny papa Amerikana Latina sady zezoita voalohany indrindra hatramin'izay...saingy nisy bilaogera iray nanontany hoe , "Fa iza...

Misaona Ny Fahafatesan'ny Filoha Chávez ny Kiobàna

Lahatsoratra [es] nosoratan'ny La Redacción IPS Cuba, navoaka voalohany tao amin'ny Sampan-gazety IPS-Inter Olom-pirenena marobe no naneho ny fahakiviny sy ny alahelony tamin'ny alalan'ny media sosialy noho ny fahafatesan'i Hugo Chávez. “Mbola mampangovitra anay hatrany ny vaovao, sarotra inoana. Lalina sy mandratra fò ny alahelo, saingy tsy maintsy manome voninahitra ireo...