Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Jona, 2012

Kiobà : Bilaogera Ampielezana Manameloka Ny “Hetsika Mahery Vaika “ Nahatonga Fahafatesana Renibe Iray

Mitantara momba ilay tranga nahafatesana zokiolona iray tany amin’ny faritra Santa Clara ny faran’ny herinandro lasa teo  ireto bilaogy Kiobàna ampielezana roa ireto. Na dia teo amin’ny faha-90 taonany aza ity vaviantitra, nandinika ireo bilaogera fa “herisetra fisaoram-bady” no nahatonga ny fahafatesan’ity farany. Nitantara I Pedazos de la Isla fa:...