Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Avrily, 2019
Kiobà : Fisamborana ilay bilaogera Yoani Sànchez

Nosamborina tao amin'ny faritany atsinanan'i Bayamo izay nandehanany mba hitantarana ny fizotry ny fitsarana iray ilay bilaogera Kiobana Yoani Sánchez. Nanome vaovao ny tambajotra sosialy sy ny fampahalalam-baovao hafa na dia tsy mbola fantatra aza ny antsipiriany momba ny antony nisamborana azy.