Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Oktobra, 2017
Kiobà: Ireo Niharam-boina Noho i Irma tao An-tanànan'ireo Tafiodrivotra
Ao Camagüey, mandalo ireo tafiotra, ireo niharam-boina kosa mitoetra. Nomen'i Irma azy ireo taorian'ny tafiodrivotra izay namely azy ireo ny 29 aogositra 2017 ny kapoka farany.

