Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Aogositra, 2015
Manangana saina sy fanantenana

"Na dia misy dia misy aza ny fahasamihafana politika, sambany teo amin'ny fiainako tsy misy ny fahavalo voatondro manokana izay tsy maintsy ivononana iadiana amin'ny fomba rehetra."