Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Febroary, 2012

Karaiba: Andron'ny Mpifankatia Izao; Tsapanao Ve Ny Fitiavana?

Ao an-tsainy sy ao am-pon'ny mpamahana bolongana Karaiba ny fitiavana androany; ity topi-maso vetivety hoentin'izy ireo mikasika ny fomba fankalazan'izao tontolo izao izany fitiavana izany – izay eo amin'ny tontolon'ny bilaogy – nivezivezy teny… Mpamahana bolongana ampielezana Jamaikana Grasshopper Eyes The Potomac no mandray izany amin'ny fomba tsotra: Andron'ny Mpifankatia. Na inona fandraisanao ny dikan'izany,...

Kiobà: Nampisahotaka An-tserasera Ireo Tranobe Nianjera Tao Afovoan-tanàna Havana

Tao anatin'ny telo herinandro lasa izay, tranobe anankiroa no nirodana tao afovoan-tanànan'i La Havana. Miorina ao Calzada de Infanta, misy arabe maresaka  miainga hatreny Vedado ao an-tànana taloha ao La Havana, namono olona telo ny tranobe nianjera voalohany ary enina hafa kosa naratra mafy. Tsy nisy kosa ny aina nafoy...