· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Mey, 2018

Kiobà: Las Damas de Blanco

  03 Mey 2018

Izany no lohahevitra nifampiresahana indrindra tao amin'ny tontolon'ny bilaogy kiobàna nandritra ny herinandro mahery: ny fisamborana ireo Las Damas de Blanco [Vehivavy manao akanjo fotsy] raha nanatontosa fihetsiketseham-panoherana milamina ho famotsorana ny vadiny, nogadrain'ny fitondran'i Castro ry zareo.