Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Novambra, 2016
‘Ny Tantara no Hanadio Ahy': Nodimandry Teo Amin'ny Faha 90 Taonany I Fidel Castro
Azo antoka fa lasa olo-malaza izy ho an'ireo izay mankasitraka azy sy ho an'ireo izay mandà ny maha-mpitarika ara-dalana azy.
Fitiavana Mandresy Fankahalàna: Ny Podcast-n'ny Herinandro Lasa Teto Amin'ny Global Voices
Amin'ity herinandro ity, atombotsika amin'i Etazonia izay itantaran'i Omar Mohammed ny sombin-tantara nosoratany, "Amerika Nitia Anao Aho" ary avy eo ho entinay ianao ho ao Kiobà, Siria ary Taiwan.
Izao Tontolo Izao Araka Ny Fomba Fijery Rosiana Mahazatra

Tamin'ny fiandohan'ny volana Novambra, nanamarika tampoka ny fanohanany ilay lalàna federaly vaovao natao mba hanazavana ny faneken'ny governemanta ofisialy "ny firenena Rosiana" i Vladimir Putin.
Fanapahankevitra 2016: Fandanjàna Fahavoazana

"Toa toy ny hitsimbadika ireo fandrosoana ara-politika azo fony fitondràn'i Obama , satria nampanantena i Trump ny hanafoana ny fifanarahana nifanaovana tamin'i Kiobà ary hamerina hitady marimaritra momba ireo fifanaraham-barotra malalaka izay azo antoka fa hahakitika" ireo firenena Amerikàna Latina.