Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2013

Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Oktobra, 2013

Mampiseho Ny Fifanenjanan'ny Vehivavy Sy Ny Lehilahy Kiobàna Ny Firoborobon'ny Famoronana Orinasa

Nahatonga ny fitomboan'ny miasa tena ny fiovàn'ny lasitra ara-toekaren'i Kiobà, mpiasa tena izay takarina amin'ny hoe tsy ampiasain'ny fanjakana

Nahoana No Any Am-ponja i Sonia Garro, ilay Kiobàna Mpanohitra ?

Mpikambana ao amin'ny mpanohitra "Damas de Blanco", fikambanan'ny vehivavy mpanoro hevitra ho an'ny fanafahana ireo gadra politika any Kiobà i Garro.

Afaka Atao Fonenana Ve Ao? Tsy Fisianà Sisintany & Mponina Anaty Aterneto

Ny firenena, ny tany, ary ny fiaviana dia mbola loha laharana hatrany ary tena manan-danja hatrany tokoa eo amin'ny sehatra maro, kanefa efa tsy dia voafaritra mazava tsara intsony na tsy voafehy toy ny teo aloha intsony.