Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2016

Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Desambra, 2016

Afrikana Maro (Fa Tsy Ny Rehetra) Mahatsiaro An'i Fidel Castro Ho Tena Naman'ny Tanibe

"Tsy ho hadinonay mihitsy ny fomba nanohanan'i #FidelCastro ny ady nanoherana ny fanavakavahana raha tsy nanao izany kosa ny tany 'mandroso'. Castro, niaraka tamin'ireo hadisoany, dia tena mpitondra."

Ny Orkesitra Aragon, Singa Iray Manandanja Amin'ny Fiarahamiasa Ara-javakanto Amin'i Kioba Sy Afrika

Ny ankamaroan'ny tanora Afrikana tamin'ny taona 50 sy 60 no nahita ny mozika ary nanao ny dingana voalohany tamin'ny dihin'izy ireo niaraka tamin'ny gadona Afro-kiobàna: Cha-Cha-Cha, Pachanga, Charanga, sns. Nanaovan'i Etazonia ankivy, taona vitsivitsy taorian'ny fandresena, nampiasain'ny fitondràna Castro ny mozikany mba hahazoana toerana eo amin'izao tontolo izao.