Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Novambra, 2012
Kiobà: Nafoanan'ny Governemanta Ny Famerana Fandehanana Ho An'ny Olom-pirenena
Tamin'ny 16 Oktobra, no nanambaràn'ny governemanta Kiobàna ny drafitra hanafoanana ny famerana ny fandehanana mampisalasala ho an'ny olom-pirenena Kiobàna. Ampiharina amin'ny Janoary 2013 io politika io.