Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Aogositra, 2016
Ny Tantaran'i César Manuel : Ankizy Mpifindramonina Ao La Havane
Teraka tao La Havane ny sasany tamin'ireo ankizy mpifindramonina, ny hafa indray tonga fony izy mbola kely. Fa na iray aza, tsy misy manana adiresy ao amin'ilay renivohitra izy rehetra.