Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Aogositra, 2009
Kioba: Ny Maleconazo
Ny 5 Aogositra dia manamarika ny tsingerintaona faha-15n-n'ny fitraorana lehibe indrindra natrehin'ny governemanta revolisioneran'i Castro hatramin'ny taona voalohany nandresen'ny revolisiona: Ny Maleconazo