Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Septambra, 2008
Iran: Revolisionan'ny fahamahanam-bolongana
The Blogging Revolution (Revolisionan'ny famahanam-bolongana) nosoratan'i Antony Loewenstein dia ho azo vidiana ao Amazon rehefa kelikely. Miresaka momba an'i Iran, Ezipta, Syria, Arabia Saodita, Shina ary Kiobà indrindra io The...
Kiobà: zato taona ny namorona ny hira “Guantanamera”
Teraka 100 taona katroka izay ilay namorona ny hira Kiobana malaza indrindra “Guantanamera” nosoratan'i Joseíto Fernández, ary nanoratra ny hira nandritra ny faha-20 ny taonany, hoy ny nosoratan'i VivirLatino.
Kiobà, Barbada, Etazonia: Ny kabarin'i Palin
Raha ‘somary nampiaiky azy kely ihany ny kabarin'i Palin (kandidà repobilikana miray lisitra amin'i McCain) halina’ ny mpamaham-bolongana Kiobana ampielezana Babalu, Ilay mpamaham-bolongana Barbadiana ampielezana Jdid kosa niteny hoe: “Niezaka...