Tantara mikasika ny Kiobà tamin'ny Jolay, 2015
Kiobà Eny, Google Tsia: Tsahoana ho Toherin'ny Manam-pahefana Kiobàna Ny Tolotra Wifi Maimaimpoana Omen'ny Google

Amin'ny tenin'ilay mpanao gazety Orogoaiana Fernando Ravsberg, izay monina ao Havana hatramin'ny taona 1990. "Nilaza izy ireo fa raha goavana loatra ny fanomezana, na ny mahantra aza mety hiahiahy."