Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Aogositra, 2016
“Manan-karena kokoa” ny Kolontsain'i Trinite sy Tobago Noho i Earl Crosby
" Iray amin'ireo olona heverinao ho eo foana izy — ary tampoka teo dia lasa ka namela lavaka izay tsy ho feno moramora."
Ha'e Kuera Ñande Kuera: Reggae Sy Ny Hip-Hop Mampiely ny Kolontsaina Guarani Amin'ny Alàlan'ny Fifampiresahana Amin'izao Tontolo Izao
Fantaro ilay tarika mpanankato natsangan'ireo tanora Mbyan avy ao Misiones ao Arzantina izay namorona ny tontolony amin'ny teny Guarani ary mampiasa ny fampitam-baovaon'ny olompirenena hilazany ny momba azy ireo.
‘Playing For Change / Milalao Ho An'ny Fiovana’ Mampandroso Fihavanana sy Fampidirana Manerana Izao Tontolo Izao Amin'ny Alalan'ny Mozika
'' Nandritra ny dia nataonay dia naharay anatra izahay fa ny mozika no fitaovana tsara indrindra mba hanasitranana ireo firenena , kolotsaina sy fo vaky."
Maty i Fitzroy Coleman, Ilay Trinidadiana Mpiangaly Gitara, ‘Andrarezin'ny Feo Ampiarahana’ (Zavamaneno Misy Tady)
Tsaroana noho ny famoronany feonkira mahatalanjona sy ny fahambonian'ny fahaizany milalao mozika i Fitzroy Coleman, manampahaizana nampiana-tena tamin'ny mozika.
Fifangaroan'ny Mozika Manerantany, Nangonina Tamin'ny Lasan'i Haiti
Manambatra ireo tantara ampolo taonany roa an'ny Haisiana teo amin'ny tantara ara-mozikan'ny nosy ny angon-kira faran'ny Ostinato Record .