Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Janoary, 2019
Ireo Feonkira Folo Tsara Indrindra Rehefa Krismasy Ao Trinidad & Tobago
Some seasonal songs from Trinidad and Tobago that are sure to put you in a Christmas kind of mood — and that you won't hear anywhere else! ....................Ireo hira sasantsasany mikasika ny vanim-potoana an'i Trinidad sy Tobago izay tsy mamela anao tsy hitoetra anaty hafaliana Noely - ka tsy ahenoanao izay any ivelany mihitsy!
Malawi: Fanehoankevitra momba ny fananganan-jaza faharoa an’i Madonna
Hahita ity firenena Afrikana ity ireo izay mbola tsy naheno mihitsy momba an’i Malawi, noho i Madonna fotsiny ihany, izay tsy mahafantatra ny anarany feno ny ankamaroan’ny olona. Toa faly ny ankamaroan’ny Malawita, mahita ireo ankizy mahantra natsangan’i Madonna, na dia eo aza ny ahiahy mety haterak’ity zava-miseho ity.