Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Jolay, 2016
Ao Meksika, Manohitra Ny Herisetra Andalambe Amin'ny Fombany Ireo “Zanakavavin'ny Herisetra”
Vehivavy Meksikana telo no manohitra ny herisetra andalambe izay mianjady amin'ireo vehivavy, miaraka amin'ny fanahy sy ny rock punk.
Fantsona YouTube Indiana Mambabo Ny Fo Sy Sain'ny Olona An-tapitrisa Maneran-tany
Natombok'ilay mpandraharaha Indiana tamin'ny 2013 , Chu Chu TV izao no fantsona YouTube be mpijery indrindra any Azia Pasifika ary faharoa be mpijery indrindra amin'ny fantsona "fanabeazana ankizy amin'ny alàlan'ny kilalao" maneran-tany.
Tahaka Izao No Mitranga Raha Manafoana Fampisehoana Mozika Elektronika Bonanza Tampoka i Moskoa
Tsy misy olona mankasitraka ny fanafoanana ny fandaharam-potoanan'izy ireo, ary ny andro nandràran'i Moskoa izany mozika malaza goavana izany no andro niovan'ireo mpisera Facebook Rosiana ho manam-pahaizana momba ny fitantanana fampisehoana.
“Isika No Mahery Satria Misy ny Fitiavana” : Mahatsiaro an'i Víctor Jara i Amerika Latinina
Nanome rariny an'i Victor Jara, Shiliana mpihira nalaza dia nalaza novonoina nandritra ny fanonganam-panjakana tamin'ny 1973, ihany ny farany ny Tribonaly iray tao Florida.
Lasa Mpihira Sy Mpanoratra Hira Fisaonana Ny Filohan'i Kyrgyzstan
"Nanampy ahy hisava làlana tamin'ireo ady natrehiko tamin'ny fiainako ity hira ity."
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast: Brexit, Brexit Eny Rehetra Eny
Amin'ity herinandro ity izahay hitondra anao ho any Brezila, Rosia ary Tanzania.
Brezilianina Mpitendry Mozika Nametraka Orkestra Hanoherana Ny Fanjakana Tetezamita Ao Brezila
Ny "Carmina Burana" an'ilay Alemana efa nodimandry, mpamoron-kira, Carl Off, dia novaina ho lasa hira "Fora Temer" (Mialà Temer ), ho fanoherana ny fanjakana tetezamitan'i Michel Temer.