Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2020

Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Novambra, 2020

Manao antso avo amin'ireo mpankafy azy mba hanome fanampiana hitsaboana ny fivontosana amin'ny atidohany ilay mpanakanto hip-hop Mozambikana Azagaia

Nahazo mpankafy noho ny fanoherany ireo mpitondra sy ny firesahany ny olana ara-tsosialy tamin'ny mozikany i Edson da Luz , fantatra amin'ny anarana hoe Azagaia.

Moanina Bodista avy any Japana miangaly mozika amin'ny vavany mba ‘hampitoniana ny fijaliana’

Manambatra ny fidoboky ny beatboxing sy ny sutra Bodista nentim-paharazana i Yogetsu Asakusa.

Ozbeky DJ, miezaka mamerina ny lazan'ireo mozika sôvietika fahiny

Betsaka ny sakana nosedrain'ireo mpiangaly mozika rehefa hilalao izay mozika tiany tamin'izany fotoana izany