Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Desambra, 2011
Pakistana: Nahatonga Resa-be Tao Amin'ny Aterineto ny Fanaratsiana ny Ara-politika
Hira iray navoaka tao amin'ny Youtube vao tsy ela akory izay, nataonà tarika zatovolahy maromaro avy any Lahore, no lasa nahatonga resa-be tao anaty aterineto. Ilay tononkira dia tena feno fitsikeràna ny raharaha ara-politika, zavatra iray izay tena tsy mbola fahita tao Pakistan hatramin'izay.