Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Novambra, 2015
Takaro Ny Fizakàmanana Ao Amin'ny Tontolo Arabo
Tsy tokony hanitatra ny halavan'ny fepotoanan'ny zon'ny mpamorona ireo firenena Arabo nefa tsy handinika akory izay ho fiantraikany mety hisy amin'ny fahafahan'ny fiarahamonina miditra amin'ny fahalalàna sy ny kolontsaina
Mujeres Trabajando : Fiombonana mahaova ny tontolon'ny hip-hop ao Meksika
Vitan'ny fiombonana Mujeres Trabajando ny nitsofoka tao amin'ny tontolo anjakan'ny tsy fitiavam-behivavy sy ny fanandratana ny lehilahy tamin'ny alalan'ny mozika, tononkalo, ny zavakanto ara-maso ary ny dihy, ny sehatry ny hip-hop tao Meksika.
Mozika no lalana nivoahan'ity vehivavy karana ity hahaleotena ara-bola
Tritha Sinah no mpitarika ny Tritha Electric. Ny nahalehibe azy tany Kolkata no nilazany fa ny mozika no lalana nandehanany hananany fahaleovantena ara-bola sy fanafahana.