Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Desambra, 2016
Vehivavy Kyrgyz Mpanakanto Mamelona Indray ny Tononkalon'Herimpo Fiantsan-Dehilahy Araka ny Nentin-drazana
Nanozongozona ny sehatry ny mozika ao an-toerana tamin'ny famerenana mahery vaika ny tononkalo maneho herim-po natao ho fototry ny kolontsain'ny firenena Azia Afovoany ilay mpanakanto Kyrgyz Gulzada Ryskulova.
“Resaka” Naharitra Ampolony Taona Teo Amin'ireo Mpiangaly Rock Yogoslavy sy ny Poloney
Na dia tsy matetika loatra aza ny fifamatorana ara-kolontsaina eo amin'ny firenena niteraka an'i Yogoslavia sy Polonina, misy ny endri-pifandraisana iray miavaka. Nandritra ny efapolo taona farany, namorona tetezana manokana nampifanakaiky ny olona ao amin'ireo firenena ireo ny mozika rock.
Ny Orkesitra Aragon, Singa Iray Manandanja Amin'ny Fiarahamiasa Ara-javakanto Amin'i Kioba Sy Afrika
Ny ankamaroan'ny tanora Afrikana tamin'ny taona 50 sy 60 no nahita ny mozika ary nanao ny dingana voalohany tamin'ny dihin'izy ireo niaraka tamin'ny gadona Afro-kiobàna: Cha-Cha-Cha, Pachanga, Charanga, sns. Nanaovan'i Etazonia ankivy, taona vitsivitsy taorian'ny fandresena, nampiasain'ny fitondràna Castro ny mozikany mba hahazoana toerana eo amin'izao tontolo izao.
Mavomavo Lasa Kintan'ny Hira: Ankizy Amerikana Latina Manamboatra Zava-maneno Avy Amin'ny Fako
“Per aspera ad astra” dia midika hoe mahazo laza na dia eo aza ireo fahasarotana. Tanora avy ao Meksika sy Paragoay, monina ankilan'ny fako ary manamboatra izany ho zavamaneno.