Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Jolay, 2014
“Atsimon'ny Atsimo”: Mozika Malalaka – Fivoriana!

Efa manomboka ireo tetikasa nahazo vatsy 2014 avy amin'ny Rising Voices. Hohenointsika amin'ny alalan'ny lahatsoratra bilaogy isam-bolana ny fandroson'ireo. Ny tetikasa "Atsimon'ny Atsimo" ao Mérida, Meksika no hanomboka izany, izay hiara-hiasa amin'ireo mpitendry mozika ao an-toerana sy hizara ireo mozika ao amin'ny aterineto, anisan'izany ireo hira amin'ny teny indizeny.
Ravo Tanteraka Tamin'ny Fahavoazan'i Brezila Mpifaninana Aminy Nanoloana An'i Alemaina i Argentina Ka Na ity Orkesitry Ny Zandary ity Aza Mba Nankalaza
Niventy hira iray misy tonony manaraby an'i Brezila noho ny fahareseny nanoloana an'i Arzantina tamin'ny Amboara Erantany 1990 ny Orkesitry ny Zandary "Alto Peru " nandritry ny andro fankalazana ny nahazoana ny fahaleovantenan'i Arzantina.
Rakitsary Miparitaka Be An'ilay Peroviana Mpihira Mahatonga Ny Olona Hiresaka Fitiavan-Tanindrazana
Seho "rock" hanasongadinana izay mampiavaka an'i Però lasa zava-manaitaitra mihanaka be, niteraka adihevitra momba ny maha-izy ny firenena.