Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Janoary, 2008

28 Janoary 2008

Faritry Balkan : “Jestdej”

Sleeping with Pengovsky no manala sarona ny fomba ataon'ny mpihira Krôasiana hihirana ilay hira malaza ‘Yesterday’-n'ny tarika ‘the Beatles’ : … For all of you native speakers out there – if you ever wondered how English sounds to people from the Balkans – take a look at the above picture....

25 Janoary 2008

Eritrea : Fantarò ny mozika Eritreana

Matt Yanchyshyn no mandrisika ao amin'ny bennloxo du taccu, fantarò ny mozika Eritreana: This is the last day of Eritrea Week. I don’t know enough about much of the music I’ve collected this week to write full posts so I decided to make you a mixtape instead. “Anio no andro farany...

23 Janoary 2008

Belize : Misaona an'itompokolahy Palacio

Belizean dia mitatitra fohy ny mombamomba ilay noheverina ho sangany amin'ireo mpihira any an-toerana, raha mbola misaona ny fahalasanan'ny mpanakanto Andy Palacio ny any Belize : Andy Palacio was not only the most popular musician in Belize, he was also a serious music and cultural activist with a deep commitment...

14 Janoary 2008

Madagasikara : Andriamanankoavy Jonny r'afa, ny antony anoratany

Ny mpanakanto maro talenta Andriamanankoavy Jonny r'afa, Mpanoratra-Mpanao mozika-Mpisikotra Malagasy dia manolotra fanazavana ireo zava-kantony : D'abord, à travers l'Art, entretenir et enrichir la “Mémoire Collective” des Malgaches. Celà reste un devoir par respect des origines. Trouver alors ce qu'il faut préserver, et les transmettre, les traduire. “Voalohany aloha, hikolokolo...

10 Janoary 2008

St Vincent les Grenadines: Mozika meloka

“ Noho ny fisian’ny famonoana olona 36 voaisa tamin’ny herintaona dia hita fa ny zavatra tadiavinay farany indrindra (izany hoe ny zavatra halanay) dia mpihira manindrahindra ny fiainan-jiolahy” Izany no lazain’i Abeni momba ny “Asan’ny mozika mandrisika ny maivan-doha” rehefa naheno ny vaovaon’ny fandraràna mpihira iray tsy hihira any St...

05 Janoary 2008

Cap vert: Ny ho avy politika

Djoyamado [pt] no maminavina ny ho avy politika Kapiverdiana, anisan'izany ohatra: “Ny tsy hahalalàna na tsy hahaizan'ny mpianatra ambaratonga fototra sy faharoa fototra ny manonona ny anaran'ny Praiministra”. Eo amin'ny lahatsoratra mialoha izany kosa dia heveriny fa tsy ho matroka tahaka izany kosa ny ho avin'ny mozika eo amin'ny firenena. Paula...