Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Avrily, 2015
Jereo ny Lahatsary ‘100 Taona’ Fahatsiarovana ny Fahazato Taona ny Nandripahana ny Armeniana Notontosain'i Serj Tankian
Namokatra lahatsary fahatsiarovana maloka ny fandripahana ny Armeniana, ny Grika ary ny Asyriana tamin'ny taonjato faharoapolo i Serj Tankian.