Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Mey, 2018
PangeaDay: Lahatsary natao hanova izao tontolo izao, amin'ny 10 mey 2008
y tanjona : mianatra mahafantatra ny fiainantsika tsirairay avy amin'ny fifantohana amin'izay mampitambatra fa tsy amin'izay mampifanohitra antsika, mba hiasa miaraka mankany amin'ny fandriampahalemana isika.
Hetsika Nanoheran'ny Mponin'ny Alina Ao Zeorzia An'ireo Nasiônalista
"Ambivitra kely no tsy nidirantsika tamin'ny fifandonan'ny samy sivily "
Orogoay: Mampiely ny Karnavaly manerantany ny aterineto
Noho ny aterineto sy ny media sosialy, fa azon'ny Orogoaiaina monina ivelan'ny firenena atao ny mijery ny karnavaly ary azon'ny mpizahatany latsa-pitiavana amin'ity fankalazana maharitra efapolo andro ity koa ny mijery izany.
Shina: Hira Avatar vaovao, aingam-panahy avy amin'ny fandroahana an-terisetra
Miorina amin'ny fomba fahitan'ny Shinoa marobe ny sarimihetsika Amerikanina Avatar, ny "sarin'ny fandravana mahery setra amin'ny fiainanay andavanandro", namoaka antserasera hala tahaka tamin'ny hiran'ny sarimihetsika ny vondrona mpanakanto lahatsary sy hira, Zhou Hongtao, Gong Kaijie ary ilay mpihira Lizi, ka nisary endrika Shinoa ny lohateny hoe 'Fandroahana an-kalamanjana'.
Bilaogy Jordaniana: Ny andron'ny orampanala sy ireo fitantarana hafa nandritra ny volana Martsa
Ny resaka toetr'andro hafahafa no tantara lehibe indrindra nampalaza tampoka ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana ....
Makedonia: Ezaka eny ifotony hiarovana ny mozika Folk antserasera
Zava-miavaka eo amin'ny kolontsaina Makedoniana ny fankasitrahana ny vakoka mozika, ary noho ny ezaka be nataonà bilaogera iray, niely tamin'ny tontolon'ny bilaogy ihany koa izany.
Goatemalà : Tanora Iray Maty Nisy Namono, Nangina ny Lokanga
Araka ny ambaran'ilay mpanoratra sady poeta, Victor Hugo, “ny mozika no manambara izay tsy hay lazaina ary ireo zavatra izay tsy hay ny tsy hiloa-bava."