Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2013

Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Oktobra, 2013

31 Oktobra 2013

Mihira Ny Filoha Any Azia Afovoany Ary Misy Koa Ny Hira Manohitra Filoha

Misy filoha sasantsasany any Zia Afovoany mihira, mandihy ary mitendry mozika. Rehefa tsy vitan'izy ireo ny mambabo fo ny vahoakany dia ny olona indray no mihira manohitra azy ireo.

27 Oktobra 2013

Ilay Tarika Syriana-Palestiniana “Refugees of Rap” : “Efa Lasa Ny Fotoanan'ny Fahanginana “

Taorian'ny nanapotehan'ny Fitondrana Assad ilay Studio novatsian'ny Firenena Mikambana vola, izay nantsoinay hoe Sawt Al Shaab (Ny feon'ny Vahoaka),dia tao amin'ny faritra fonenan'ireo mpialokaloka tao Yarmouk ny tarika Refugees of Rap no nitoby. Vakio ato ny tohiny.

18 Oktobra 2013

Mashrou’ Leila Miverina Miaka-tsehatra indray Ho Amin'ny #OccupyArabPop (BodoyNyPopArabo)

Talanjona tamin'ny Mashrou' Leila, tarika Libane mpiangaly indie ny Tontolo Arabo. Nijery ny fampiasàn'ilay tarika ny tambajotra sosialy hikasihana ireo mpankafy azy i Ahmed Medien.

Mivonona Amin'ny Fetiben'ny Mozika Corona Capital 2013 i Meksika

Mampiasa ny tenifototra #CC13, naneho ny hafanàm-pony tao amin'ny Twitter mikasika ny fetiben'ny Mozika Corona Capital 2013 ireo Meksikana, ka anisan'ireo handray anjara amin'ny fampisehoana i Travis, Stereophonics sy Miles Kane.

Lahatsary: Mihira Firaisankina Ho An'ireo Mpamboly Ny Mpanakanto Kolombiana

Na dia nijanona aza ny fihetsiketsehana sy ny sakan-dàlana, mitohy kosa ny tolon'ireo mpamboly momba ny zo hanana tany.