Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Septambra, 2008
Kiobà: zato taona ny namorona ny hira “Guantanamera”
Teraka 100 taona katroka izay ilay namorona ny hira Kiobana malaza indrindra “Guantanamera” nosoratan'i Joseíto Fernández, ary nanoratra ny hira nandritra ny faha-20 ny taonany, hoy ny nosoratan'i VivirLatino.