Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2016

Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Septambra, 2016

Iron Maiden Sy Ny Hira Vakodrazana Tiorka? Izany No Nanainga Ny Fanahin'ity Kretàna Mpanao Mozika Ity

Ny nosy Krety dia sampanan-dàlana ho an'ireo mpifindra monina sy mpitsoa-ponenana. Eny no ahitan'ilay mpanao Mozika Stelios Petrakis ny aingam-panahiny.

Meksika: Veloma Farany Avy Amin'ny Fo Ho An'ilay Mpihira Mpamoron-kira Juan Gabriel, ‘Ilay Mpanjakan'i Juárez’

"Nandeha tany amin'ny ivon'ny maizina indrindra amin'ny fanahin'ny Meksika izy, ary tany amin'izay namirapiratan'ny maha-lehilahy marary sy novaina endrika hampihomehy, noesoriny ny vato..."

‘El Hombrecito’ Miaina Fiainana Ara-mozika Amin'ny Literatiora Ao Amin'ny Repoblika Dominikana

Ao amin'ny Repoblika Dominikana, manome fomba vaovao hanehoana ny zava-kanto amin'ny alalan'ny fanakambanana ny mozika, tononkalo sy ny kanto hita maso ny vondrona antsoina hoe Lehilahy Kely (El Hombrecito).

Firaisan-tsaina amin'i Afrika : Fankalazana ny Fahasamihafana Ao Venezoela

Tamin'ny Andron'ny Fitambaram-pomba, samy nanandratra ny fototra afrikana amin'ny kolontsain-dry zareo na ny Venezoelana an-tanindrazana na ny Venezoelana Ampielezana noho ny fampielezana lahatsary iray mampiaraka ny fomban-drazana amin'ny zava-maoderina amin'ny alalan'ny dihy.

Miroborobo Ny Polisy Mihira Ao Oganda

Toa samy tia tanindrazana ny mozikan'ireo polisy zazavao sy efa zokiny.