Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Oktobra, 2009
Arzantina: Misaona an'i Mercedes Sosa mpihira
Anankiray tamin'ireo vaovao lehibe tamin'ny faran'ny herinandro lasa teo ny fahafatesan'ilay mpihira arzantina Mercedes Sosa tamin'ny 04 oktobra, anankiray amin'ireo mpihira manana ny maha izy azy any Amerika Latina. Nambaran'ny...