Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Novambra, 2018
Na dia eo aza ny fandrahonana amin'ny fisamborana, dia lasa nalaza tao Thailandy ny hira rap mitsikera ny fitondrana miaramila
As a response to the 40-million-view music video, the Thai government launched its own rap song celebrating innovation and progress (it flopped). Ho setrin'ny lahatsarin-kira nahasarika mpijery miisa 40 tapitrisa dia namorona ny hirany rap manokana ny governemanta Thailandey izay mankalaza ny fanavaozana sy ny fandrosoana (tsy nahomby).
Meksika : Mihira ho amin ‘ny fandriampahalemana sy ny rariny ny antoko mpihiran’ny Acteal
Taoriana kelin'ny famonoanan'olona tao Acteal nitranga tamin'ny taona 1997 tany amin'ny faritra Chiapas tany Meksika dia nanomboka nampiasa ny hirany ny antoko mpihiran'ny ao Acteal mba hitakiana ny fandriampahalemana sy hitakiana ny rariny ho an'ireo niharam-boina novonoin'ny tafika miaramila.
Britney Spears Miozolomana?
Satria tsy ampy ny tabataban'ny media manodidina azy, ny vaovao farany dia hoe mihevitra hivadika ho Silamo i Britney Spears mba hanambady ilay sakaizany paparazzo teratany Pakistana, Adnan Ghalib. Niresaka momba izany ireo bialogera Afovoany Atsinanana sy Afrikana Avaratra.
Na eo aza ireo Sakana Rehetra, Faly koa i Yemen!
Navadika ho anaty tontolo Yemenita ilay hira Happy malaza an'i Pharrell William, mampiseho ny fahaiza-mamorona sy ny talentan'ireo tanora Yemenita, ny fanahin-dry zareo mijery foana ny lafitsaran-javatra ary ny hanihaniny.
Jery Todika Mikasika ny Hip Hop
Voalazan'ny rohy ny momba ireo seho sy rakikira heverina ho nahomby ka nahazo loka, fa indrindra ny fanenjehan'ireo politisiana frantsay ny mpiangaly mozika hip-hop
Notoloran'i Sarajevo mariboninahitra maha-olompirenena i Bruce Dickinson
Notolorana ny mahaolom-pirenena Sarajevo amboninahitra i Bruce Dickenson avy ao amin'ny tarika Iron Maiden satria nankahery ny vahoaka tao Sarajevo izy nandritra ny fitsidihany tao amin'ity tanandehibe natao fahirano ity.
Benin: Angelique Kido
(Marihina fa tamin'ny volana Febroary 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanoratra momba ilay mpanakanto Benin, Angelique Kido – indrindra ny rakikirany nivoaka taona 1994, mitondra ny lohateny hoe Aye izay...
Venezoela: Manova Fiainana Ny Orkesitry Ny Fahatanoràna
Tamin'ny taona 1975 no nanomboka nanatanteraka ny nofinofiny i José Antonio Abreu, dia ny famoronana orkestra iray tao Venezoelà. Mpianatra valo hafa no niaraka taminy nanomboka izany tao amin'ny Sekoly Fianarana Mozika tranainy José Angel Lamas.