· Febroary, 2011

Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Febroary, 2011

Ejipta: Manonofy Ampitso Tsaratsara kokoa

Raha miditra indrindra amin'ny andro faha-12 ny hetsika ao Ejipta, manomboka mihakivy ny sasany, saingy ny hafa kosa mbola manana fanantenana betsaka ny amin'ny hahitam-bokatra tsara. Ao anatin'ity lahatsoratra ity, mizara ny nofinofin'ireo Ejiptiana izahay.

07 Febroary 2011