Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Jona, 2016
Tsarovana Ao amin'ny Media Sosialy Ilay Mpihira Iraniana Habib Mohebian
"Na dia maty aza ny mpanakanto, velona ny zava-kantony.."
Zanj Radio: Onjam-peon'ny Mozika Antserasera Ao Jamaika Miaraka Amin'ny Hafatra Ara-tsosialy
"Tsy vondrona media iray hafa fotsiny ity. Fa vahaolana."
Manohana Ara-bola Ny Mozika Rock Tsy Tia Tanindrazana Ny Governemanta Ao Makedoniana Ka Tsy Faly Ny Vahoaka.
Tafiditra ao anatin'ilay fantina ireo sokajy toy ny 'famoronana izay manamafy ny tantaran'i Makedonia" sy "ireo famoronana izay manamafy ny soatoavin'ny fianakaviana ary ireo fianakaviana maro anaka", ilay fantina mozika
Fara-fanànana An'i Holly Betaudier, Lehilahy Iray Nanokana Ny Fiainany Hampiroboroboana Ny Fahasamihafàna Ara-Kolontsaina Tao Trinidad & Tobago
"He created the bridge between successive generations and offered [...] the experiences of many of our early artists who painted the tapestry of life in Trinidad and Tobago!" Namorona tetezana mampifandray ny andiany nisy azy sy ireo taranaka nifandimby izy, [...] ireo zavatra niainan'ireo mpankanto maro tany am-boalohany izay nandoko ny karipetran'ny fiainana tao Trinidad sy Tobago!
Manambatra Ny Fikarakaràna Zaridaina Sy Fihiràna Hip Hop Ny Tanànan'i Kolombià Mba Hamelomana Indray Ny Vondrom-piarahamonina
Ao amin'ny iray amin'ireo faritra mahantra indrindra any Kolombià, mihira ny olona ary miaraka mamboly fahatsiarovana sy miezaka amin'ny fahavitantenan'ny vondrom-piarahamoniny.