Tantara mikasika ny Mozika tamin'ny Septambra, 2010
Venezoela: Sarimihetsika an'aterineto mampirisika ny olompirenena hifidy
Hifidy ny vahoaka any Venezuela ny faha 26 septambra hanavao ny solombavam-bahoakany, sehatra mpanao lalàna tokana mandrafitra ny kongresy, ary amin'ny aterineto kosa, olona 12 no manao sy manatontosa sarimihetsika maromaro mitaona ny mponina handatsa-bato.
USA sy Ghanà: Izay mainty fihodirana to-teny indrindra eo anivon'ny serasera “Twitter”
Ny mpiblaogy Abena dia manolotra rohy mitondra any amin'ny lisitr'ireo “mainty fihodirana 100 izay to-teny indrindra eo anivon'ny serasera “Twitter”“. Somary kivy anefa izy raha nahita fa toa anarana faheno...
Karaiba: Veloma i Arrow
Misaona ny fahalasanan'ny iray amin'ireo rain'ny mozika soca any amin'ny faritra - Alphonsus Cassell, fantatra kokoa amin'ny anarana "Arrow", ireo mpitoraka blaogy any Karaiba - ny hirany hoe Hot, Hot, Hot dia be mpitia tokoa ary nitondra nankamin'ny fitiavan'izao tontolo izao ny soca....